-
Salamo 27:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Rehefa nanafika ahy mba hihinana ny nofoko ny mpanao ratsy,+
Izay fahavaloko sy mpanohitra ahy, dia izy ireo ihany no tafintohina ka lavo.
-
-
Jeremia 17:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Aoka ho menatra ireo mpanenjika ahy,+
Fa izaho kosa aoka tsy ho menatra.
Aoka hihorohoro izy ireo,
Fa izaho kosa aoka tsy hihorohoro.
-