-
Jeremia 36:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Angamba rehefa maheno ny loza rehetra nokasaiko hamelezana azy ny taranak’i Joda, dia mety hiala amin’ny fanao ratsiny, ka havelako ny fahadisoany sy ny fahotany.”+
-
-
Ezekiela 18:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 “‘Ary raha miala amin’ny ratsy fanaony ny ratsy fanahy, ka lasa manao ny rariny sy ny hitsiny, dia hamonjy ny ainy izy.+
-