FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 25:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy dia nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy:+

  • Jeremia 25:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 ary ny hafa firenena rehetra ao amin’ny taniny; ny mpanjaka rehetran’i Oza; ny mpanjaka rehetran’ny Filistinina,+ Askelona,+ Gaza, Ekrona, ary izay sisa tavela ao Asdoda;

  • Obadia 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nisotro divay teo amin’ny tendrombohitro masina ianareo,

      Dia hisotro ny divain’ny fahatezerako hoatr’izany foana koa ny firenena rehetra,+

      Ary hisotro sy hitelina an’izany izy ireo,

      Ka ho lasa hoatran’ny tsy nisy akory.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara