-
Jeremia 14:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Misaona i Joda,+ ary mihasimba ireo vavahadiny.
Manjombona izy ireo sady midaboka amin’ny tany.
Miakatra avy ao Jerosalema ny fitarainana.
-