Salamo 106:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny izy ireo,+Dia ny ran’ny zanany lahy sy ny zanany vavy,Izay nataony sorona ho an’ireo sampin’i Kanana;+Dia naloto ilay tany noho ny fandatsahan-dra. Isaia 24:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nandoto an’ilay tany ny mponina ao aminy,+Satria nandika ny lalàna izy ireo,+Sady nanova ny fitsipika,+Ary nivadika tamin’ilay fifanekena natao haharitra ela be.*+ Jeremia 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia nentiko tany amin’ny tany feno saham-boankazo ianareo,Mba hihinana ny vokatra sy ny zava-tsoa+ tao aminy. Rehefa tafiditra tao anefa ianareo, dia nolotoinareo ny taniko.Lasa zava-maharikoriko ny lovako noho ny nataonareo.+ Jeremia 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Voalohany aloha, dia hosaziko araka izay sahaza azy izy ireo noho ny fahadisoany sy ny fahotany.+Fa nolotoiny tamin’ny fatin’ireo sampiny maharikoriko ny taniko,Ary nofenoiny zava-maharikoriko+ ny lovako.’”
38 Nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny izy ireo,+Dia ny ran’ny zanany lahy sy ny zanany vavy,Izay nataony sorona ho an’ireo sampin’i Kanana;+Dia naloto ilay tany noho ny fandatsahan-dra.
5 Nandoto an’ilay tany ny mponina ao aminy,+Satria nandika ny lalàna izy ireo,+Sady nanova ny fitsipika,+Ary nivadika tamin’ilay fifanekena natao haharitra ela be.*+
7 Dia nentiko tany amin’ny tany feno saham-boankazo ianareo,Mba hihinana ny vokatra sy ny zava-tsoa+ tao aminy. Rehefa tafiditra tao anefa ianareo, dia nolotoinareo ny taniko.Lasa zava-maharikoriko ny lovako noho ny nataonareo.+
18 Voalohany aloha, dia hosaziko araka izay sahaza azy izy ireo noho ny fahadisoany sy ny fahotany.+Fa nolotoiny tamin’ny fatin’ireo sampiny maharikoriko ny taniko,Ary nofenoiny zava-maharikoriko+ ny lovako.’”