Ezekiela 27:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nanao raharaham-barotra taminao koa ny taranak’i Dedana.+ Nampiasa mpivarotra tany amin’ny nosy maromaro ianao. Ary tandroka ivoara+ sy hazomainty no nataony fanomezana ho anao.
15 Nanao raharaham-barotra taminao koa ny taranak’i Dedana.+ Nampiasa mpivarotra tany amin’ny nosy maromaro ianao. Ary tandroka ivoara+ sy hazomainty no nataony fanomezana ho anao.