FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 45:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Fa hovonjen’i Jehovah mandrakizay kosa ianareo ry Israely.+

      Tsy ho menatra na ho afa-baraka ianareo mandrakizay.+

  • Isaia 54:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Tezitra be taminao aho, ka nafeniko vetivety ny tarehiko mba tsy ho hitanao.+

      Tia anao sy tsy mivadika aminao mandrakizay anefa aho ka hamindra fo aminao”,+ hoy i Jehovah, ilay Mpanavotra anao.+

  • Jeremia 29:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary hataoko izay hahitanareo ahy’,+ hoy i Jehovah. ‘Hangoniko izay babo eo aminareo, ary hovoriko avy any amin’ny firenena rehetra sy ny toerana rehetra nanaparitahako anareo ianareo’,+ hoy i Jehovah. ‘Dia hampodiko ao amin’ilay toerana nialanareo tamin’ianareo nalefako sesitany ianareo.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara