1 Mpanjaka 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nirefy 20 hakiho ny lavan’ilay efitra anatiny indrindra, 20 hakiho ny sakany, ary 20 hakiho ny haavony.+ Dia nopetahany takela-bolamena tsy misy fangarony ilay izy, ary nopetahany hazo sedera ny alitara.+ 2 Tantara 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nanamboatra an’ilay efitra* atao hoe Masina Indrindra izy.+ Nirefy 20 hakiho mitovy amin’ny sakan’ilay trano ny lavany, ary 20 hakiho koa ny sakany. Norakofany volamena tena tsara nilanja 600 talenta* ilay izy.+
20 Nirefy 20 hakiho ny lavan’ilay efitra anatiny indrindra, 20 hakiho ny sakany, ary 20 hakiho ny haavony.+ Dia nopetahany takela-bolamena tsy misy fangarony ilay izy, ary nopetahany hazo sedera ny alitara.+
8 Dia nanamboatra an’ilay efitra* atao hoe Masina Indrindra izy.+ Nirefy 20 hakiho mitovy amin’ny sakan’ilay trano ny lavany, ary 20 hakiho koa ny sakany. Norakofany volamena tena tsara nilanja 600 talenta* ilay izy.+