1 Mpanjaka 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Teo amin’ny lafiny atsimo amin’ilay* trano ny fidirana mankao amin’ny efitrefitra farany ambany.+ Ary tohatohatra miolakolaka no iakarana mankao amin’ny rihana eo antenatenany, sy avy eo antenatenany mankao amin’ny rihana faharoa.
8 Teo amin’ny lafiny atsimo amin’ilay* trano ny fidirana mankao amin’ny efitrefitra farany ambany.+ Ary tohatohatra miolakolaka no iakarana mankao amin’ny rihana eo antenatenany, sy avy eo antenatenany mankao amin’ny rihana faharoa.