Eksodosy 40:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Mpanjaka 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nameno ny tranon’i Jehovah ny rahona,+ rehefa nivoaka avy tao amin’ny toerana masina ireo mpisorona.+ Ezekiela 44:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia nentiny niditra teo amin’ny vavahady avaratra aho, mba hankeo anoloan’ny tempoly. Rehefa nijery aho, dia hitako fa feno ny voninahitr’i Jehovah ny tempolin’i Jehovah.+ Koa niankohoka tamin’ny tany aho.+
10 Nameno ny tranon’i Jehovah ny rahona,+ rehefa nivoaka avy tao amin’ny toerana masina ireo mpisorona.+
4 Dia nentiny niditra teo amin’ny vavahady avaratra aho, mba hankeo anoloan’ny tempoly. Rehefa nijery aho, dia hitako fa feno ny voninahitr’i Jehovah ny tempolin’i Jehovah.+ Koa niankohoka tamin’ny tany aho.+