FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 33:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah, rehefa ataoko ngazana tanteraka ilay tany,+ noho ny zavatra maharikoriko rehetra nataon’izy ireo.”’+

  • Daniela 9:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Notanterahinao ny teny nanamelohanao anay+ sy ny mpitondra nitondra anay.* Koa nandefasanao loza lehibe izahay, ary mbola tsy nisy loza hoatran’ny nanjo an’i Jerosalema+ mihitsy na taiza na taiza tetỳ ambanin’ny lanitra.

  • Zakaria 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tsy efa tanteraka tamin’ny razambenareo ve ny teniko, ary tsy nihatra taminy ve ny didy nolazaiko tamin’ny mpaminany mpanompoko?’+ Dia niverina tamiko izy ireo ka niteny hoe: ‘Araka izay nataontsika ihany no ataon’i Jehovah Tompon’ny tafika amintsika, satria efa tapa-kevitra ny hanao an’izany izy.’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara