FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 15:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary raha manontany anao izy ireo hoe: ‘Handeha ho aiza izahay?’, dia izao avaly azy: ‘Izao no lazain’i Jehovah:

      “Ho tratran’ny loza mahafaty izay natao ho tratran’ny loza mahafaty!

      Ho fatin’ny sabatra izay natao ho fatin’ny sabatra!+

      Ho fatin’ny mosary izay natao ho fatin’ny mosary!

      Ary ho lasa babo izay natao ho lasa babo!”’+

  • Jeremia 16:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 ‘Ho fatin’ny aretina mahafaty+ izy ireny, nefa tsy hisy hisaona na handevina azy. Ho lasa zezika eny ambonin’ny tany+ izy ireny. Ho fatin’ny sabatra sy ny mosary+ izy ireny, ary ho sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia ny fatiny.’

  • Ezekiela 5:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ny ampahatelonareo dia ho fatin’ny areti-mandringana* na ho fatin’ny mosary, eo aminareo. Ary ny ampahatelony indray ho fatin’ny sabatra manodidina anareo.+ Ny ampahatelony sisa kosa haparitako any amin’ny vazan-tany efatra,* ary hanatsoaka sabatra aho hanenjehana azy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara