-
Levitikosy 6:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Hatao ao anaty lafaoro izany sady tsy tokony hasiana lalivay.+ Omeko azy ireo izany ho anjarany avy amin’ny fanatitra atao anaty afo aterina ho ahy.+ Zavatra masina indrindra izany,+ toy ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra noho ny heloka. 18 Ny lehilahy rehetra taranak’i Arona no hihinana an’izany.+ Ho anjarany mandrakizay, hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby izany, avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.+ Ho masina ny zava-drehetra mifampikasika amin’ireny.’”*
-
-
Levitikosy 7:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 “‘Izao no lalàna momba ny fanatitra noho ny heloka:+ Zavatra masina indrindra izany.
-
-
1 Korintianina 9:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Tsy fantatrareo ve fa izay manao asa masina ao amin’ny tempoly dia mihinana an’izay zavatra ao, ary izay manompo tsy tapaka eo amin’ny alitara dia mahazo anjara avy amin’ny alitara?+
-