FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 28:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘Izao kosa no hatolotra amin’ny andro sabata:+ Ondrilahy kely roa tsy misy kilema herintaona avy, sy lafarinina tsara toto roa ampahafolon’ny efaha ho fanatitra varimbazaha afangaro menaka, ary ny fanatitra zava-pisotro ampiarahina aminy. 10 Izany no fanatitra dorana atolotra isaky ny Sabata, miaraka amin’ny fanatitra dorana atolotra tsy tapaka sy ny fanatitra zava-pisotro ampiarahina aminy.+

  • Ezekiela 45:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ilay mpiadidy kosa no hiandraikitra ny fanatitra dorana manontolo+ sy ny fanatitra varimbazaha+ ary ny fanatitra zava-pisotro, mandritra ny fety,+ ny tsinam-bolana, ny Sabata,+ ary mandritra ny fety rehetra nasaina nankalazain’ny taranak’Israely.+ Izy no hanome ny fanatitra noho ny ota, ny fanatitra varimbazaha, ny fanatitra dorana manontolo, ary ny sorona iombonana, mba hanaovana fandrakofam-pahotana ho an’ny taranak’Israely.’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara