-
Ezekiela 45:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ilay mpiadidy kosa no hiandraikitra ny fanatitra dorana manontolo+ sy ny fanatitra varimbazaha+ ary ny fanatitra zava-pisotro, mandritra ny fety,+ ny tsinam-bolana, ny Sabata,+ ary mandritra ny fety rehetra nasaina nankalazain’ny taranak’Israely.+ Izy no hanome ny fanatitra noho ny ota, ny fanatitra varimbazaha, ny fanatitra dorana manontolo, ary ny sorona iombonana, mba hanaovana fandrakofam-pahotana ho an’ny taranak’Israely.’
-