Jeremia 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary hataoko mifamotika izy ireo, na ny ray na ny zanany”, hoy i Jehovah.+ “Tsy hangoraka aho na halahelo na hamindra fo amin’izy ireo. Tsy hisy hahasakana ahy tsy handringana azy.”’+
14 Ary hataoko mifamotika izy ireo, na ny ray na ny zanany”, hoy i Jehovah.+ “Tsy hangoraka aho na halahelo na hamindra fo amin’izy ireo. Tsy hisy hahasakana ahy tsy handringana azy.”’+