-
Isaia 22:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Amin’izany andro izany, dia izao no hasaina hataonareo, araka ny baikon’i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony:
Mila mitomany sy misaona ianareo,+
Ary mila manasola loha sy mitafy lamba gony.
-