Isaia 59:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy ho azo atao fitafiana ny tranon-kalany,Ary tsy ho azony irakofana ny zavatra vitany.+ Mampidi-doza ny zavatra ataony,Ary mahery setra foana ny tanany.+ Mika 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mitsiriritra saha sy tranon’olona izy ireo,+Dia maka an’ireny an-keriny.Manambaka lehilahy izy mba hahazoana ny tranony,+Sy mba hahazoana ny lovany.
6 Tsy ho azo atao fitafiana ny tranon-kalany,Ary tsy ho azony irakofana ny zavatra vitany.+ Mampidi-doza ny zavatra ataony,Ary mahery setra foana ny tanany.+
2 Mitsiriritra saha sy tranon’olona izy ireo,+Dia maka an’ireny an-keriny.Manambaka lehilahy izy mba hahazoana ny tranony,+Sy mba hahazoana ny lovany.