27 Dia nahita zavatra namirapiratra hoatran’ny metaly manjelatra+ sy hoatran’ny afo aho, avy eo amin’ilay hoatran’ny andilany no ho miakatra. Avy eo amin’ny andilany no ho midina indray, dia zavatra mitovy amin’ny afo+ no tazako. Ary nisy hazavana be nanodidina azy,