Ezekiela 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hahita loza ilay tanàna mpandatsa-dra,+ ilay vilany harafesenina nefa tsy nesorina ny harafesina aminy! Avoahy tsirairay ny vongan-kena,+ fa aza anaovana antsapaka.
6 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hahita loza ilay tanàna mpandatsa-dra,+ ilay vilany harafesenina nefa tsy nesorina ny harafesina aminy! Avoahy tsirairay ny vongan-kena,+ fa aza anaovana antsapaka.