-
1 Mpanjaka 22:21, 22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Dia nanatona ny anjely*+ iray ka nitsangana teo anatrehan’i Jehovah, ary nilaza hoe: ‘Izaho no hamitaka azy.’ Nanontany azy i Jehovah hoe: ‘Ahoana no hataonao?’ 22 Namaly izy hoe: ‘Handeha aho ka hataoko maminany lainga daholo ny* mpaminaniny rehetra.’+ Hoy àry Andriamanitra: ‘Hamitaka azy ianao, ary ho vitanao tokoa izany. Mandehana àry, dia izany atao.’
-