19 Homeko fo iray+ izy ireo, ary toe-tsaina vaovao no hataoko ao aminy.+ Dia hesoriko ao anatiny ilay fo vato,+ ka homeko fo nofo+ izy ireo. 20 Amin’izay izy ireo dia hanaraka ny lalàko sy hanaja ny didim-pitsarako, ka hankatò an’izany. Dia ho vahoakako izy ireo, ary izaho ho Andriamaniny.”’