Levitikosy 26:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Handefasako bibidia eo aminareo,+ ka hataony ripaka ny zanakareo+ ary hataony fongana ny biby fiompinareo. Ary hihena ny isanareo, ka tsy hisy olona ny lalanareo.+ Jeremia 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “‘Handefa loza efatra*+ aho hamelezana azy ireo’, hoy i Jehovah: ‘Sabatra hamono azy, alika hitaritarika azy, ary voro-manidina sy bibidia handrapaka sy hamotika azy.+
22 Handefasako bibidia eo aminareo,+ ka hataony ripaka ny zanakareo+ ary hataony fongana ny biby fiompinareo. Ary hihena ny isanareo, ka tsy hisy olona ny lalanareo.+
3 “‘Handefa loza efatra*+ aho hamelezana azy ireo’, hoy i Jehovah: ‘Sabatra hamono azy, alika hitaritarika azy, ary voro-manidina sy bibidia handrapaka sy hamotika azy.+