Ezekiela 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia niditra aho, ka nahita sarina biby mandady sy biby maharikoriko isan-karazany,+ ary ny sampy maharikoriko* rehetra notompoin’ny taranak’Israely.+ Natao sary sokitra eran’ny rindrina ireny. Ezekiela 20:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Vonona hitsara* azy ireo ve ianao? Vonona hitsara azy ireo ve ianao, ry zanak’olona? Ampahafantaro azy ny zavatra maharikoriko nataon’ny razambeny.+
10 Dia niditra aho, ka nahita sarina biby mandady sy biby maharikoriko isan-karazany,+ ary ny sampy maharikoriko* rehetra notompoin’ny taranak’Israely.+ Natao sary sokitra eran’ny rindrina ireny.
4 “Vonona hitsara* azy ireo ve ianao? Vonona hitsara azy ireo ve ianao, ry zanak’olona? Ampahafantaro azy ny zavatra maharikoriko nataon’ny razambeny.+