FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 3:18-23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Amin’izany andro izany, dia hesorin’i Jehovah ny firavak’izy ireo:

      Ny rojokely haingon-tongotra, ny fehiloha, ny ravaka hoatran’ny volan-tsinana,+

      19 Ny kavina,* ny brasele, ny voaly,

      20 Ny saron-doha, ny rojon-tongotra, ny fehikibo,*

      Ny fitoeran-dranomanitra, ny ody fiaro,*

      21 Ny peratra, ny kavin’orona,

      22 Ny akanjo mihaja be, ny akanjo lava, ny akanjo ivelany, ny kitapom-bola,

      23 Ny fitaratra,+ ny akanjo rongony,*

      Ny satroka lamba, ary ny voaly.

  • Ezekiela 23:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Dia hesorin’ireny ny akanjonao,+ ary hendahany ny firavakao tsara tarehy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara