FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 37:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izao tenenina amin’ny mpanjakan’ny Joda, izay naniraka anareo hanontany ahy: “Henoy izao! Hiverina any amin’ny taniny, any Ejipta, ny tafik’i Farao izay tonga hanampy anareo.+ 8 Dia hiverina indray ny Kaldeanina ka hanafika an’ity tanàna ity sy haka azy ary handoro azy.”+

  • Fitomaniana 4:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Na ankehitriny aza, dia mbola reraka ny masonay mitazana olona hanampy, saingy tsy misy.+

      Nitady izahay ka nitady fanampiana avy any amin’ny firenena, izay tsy ho nahavonjy anay akory.+

  • Ezekiela 29:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ary tsy maintsy ho fantatry ny mponina rehetra any Ejipta fa izaho no Jehovah.

      Na singana mololo* aza mantsy mbola azon’ny taranak’Israely ianteherana kokoa noho izy ireo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara