FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 30:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Omeko safidy ianareo androany hoe fiainana sy fitahiana sa fahafatesana sy loza.+

  • Ohabolana 8:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Manimba tena kosa izay tsy miraharaha ahy,

      Ary te ho faty izay mankahala ahy.”+

  • Asan’ny Apostoly 13:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Dia sahy niteny tamin’izy ireo i Paoly sy Barnabasy hoe: “Tsy maintsy notorina taminareo aloha+ ny tenin’Andriamanitra. Koa satria lavinareo izany ka tsy eritreretinareo hoe mendrika ny fiainana mandrakizay ianareo, dia ho any amin’ny hafa firenena+ izahay.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara