FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa nandrehitra afo ny hatezerako.+

      Dia hirehitra hatrany amin’ny Fasana* ilay afo,+

      Ka handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,

      Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.

  • Ezekiela 15:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Atsipy ao anaty afo aza ilay izy mba hatao kitay. Dia samy may ny tendrony roa, ary levon’ny afo koa ny eo antenatenany. Mbola azo ampiasaina ihany ve ilay izy?

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara