FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Halefan’i Jehovah hiady aminao ny fahavalonao, dia hanompo an’ireny ianao+ nefa ianao noana+ sy mangetaheta, sady zara raha mitafy sy tsy manana na inona na inona. Ary hasiany zioga vy eo amin’ny vozonao, mandra-pandringany tanteraka anao.

  • Jeremia 17:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Izao no lazain’i Jehovah:

      “Voaozona izay olona* matoky olona+

      Sy miantehitra amin’ny herin’olombelona,*+

      Ka miala amin’i Jehovah ny fony.

       6 Ho toy ny hazo tokana any amin’ny tany karakaina izy.

      Tsy mba hahita zava-tsoa izy,

      Fa hipetraka any amin’ny faritra ngazana any an-tany efitra,

      Any amin’ny tanin-tsira tsy azo ipetrahana.

  • Jeremia 52:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia namely azy ireo ny mpanjakan’i Babylona, ka namono azy ho faty tao Ribla,+ tany Hamata. Nesorina tamin’ny taniny àry ny Joda ka natao sesitany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara