Deoteronomia 32:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa nandrehitra afo ny hatezerako.+Dia hirehitra hatrany amin’ny Fasana* ilay afo,+Ka handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra. Jeremia 21:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hataoko ampamoaka ianareoNoho izay nataonareo’,+ hoy i Jehovah. ‘Ary hodorako ny alany,Ka ho levon’ny afo ny zava-drehetra manodidina azy.’”+
22 Fa nandrehitra afo ny hatezerako.+Dia hirehitra hatrany amin’ny Fasana* ilay afo,+Ka handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.
14 Hataoko ampamoaka ianareoNoho izay nataonareo’,+ hoy i Jehovah. ‘Ary hodorako ny alany,Ka ho levon’ny afo ny zava-drehetra manodidina azy.’”+