-
Ezekiela 7:15-17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Sabatra no eny ivelany,+ ary areti-mandringana sy mosary no ao anatiny. Ho fatin’ny sabatra izay eny an-tsaha, ary ho ripaky ny mosary sy ny areti-mandringana kosa izay ao an-tanàna.+ 16 Ho any an-tendrombohitra izay tafavoaka velona sy afaka nandositra. Samy hitoreo hoatran’ny voromailala eny an-dohasaha izy ireo, noho ny fahadisoana nataony.+ 17 Hiraviravy tanana daholo izy ireo, ary hisy rano mitete eo amin’ny lohalik’izy rehetra.*+
-