FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 36:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Lasa mpanjaka i Zedekia+ tamin’izy 21 taona, ary nanjaka 11 taona tany Jerosalema izy.+

  • 2 Tantara 36:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nikomy tamin’i Nebokadnezara Mpanjaka koa izy,+ nefa izy aza efa nasain’i Nebokadnezara nianiana tamin’ny anaran’Andriamanitra hoe hanaiky azy. Dia mbola mafy loha* sy mafy fo ihany izy, ka tsy nety niverina tamin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.

  • Jeremia 24:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘Izao kosa no lazain’i Jehovah momba an’ireo aviavy ratsy, izay tsy azo hanina satria ratsy loatra:+ “Hoatran’ireo no ho fahitako an’i Zedekia+ mpanjakan’ny Joda, sy ireo andrianany, ary ny mponin’i Jerosalema sisa tavela eto amin’ity tany ity sy ireo mipetraka any Ejipta.+

  • Jeremia 52:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Lasa mpanjaka i Zedekia+ tamin’izy 21 taona, ary nanjaka 11 taona tany Jerosalema izy. Hamotala+ no anaran-dreniny, ary zanak’i Jeremia avy any Libna izy io. 2 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana i Zedekia, hoatran’izay rehetra nataon’i Joiakima.+

  • Ezekiela 17:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “‘Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Raha mbola velona koa aho, dia hataoko mivaly aminy* ny nataony. Nataony tsinontsinona mantsy ny fianianana nataony tamin’ny anarako,*+ ary tsy nohajainy ny fifanekena nataony teo anatrehako.*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara