27 Ny fanitsakitsahanao ny vadinao,+ ny filanao lehilahy,
Ary ny zavatra vetaveta ataonao rehefa mivaro-tena.
Hitako ny zava-maharikoriko ataonao+
Eny amin’ny havoana sy eny an-tsaha.
Hahita loza ianao, ry Jerosalema ô!
Mandra-pahoviana ianao no tsy hadio?”+