Deoteronomia 4:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Haparitak’i Jehovah any amin’ny firenen-kafa ianareo,+ ka ho vitsy kely sisa ianareo no ho velona,+ any amin’ireo firenena handefasan’i Jehovah anareo. Deoteronomia 28:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hataon’i Jehovah resin’ny fahavalonao ianao.+ Lalana iray no handehananao rehefa hanafika azy ireo ianao, fa lalana fito kosa no handosiranao azy. Hihorohoro ny fanjakana rehetra eran-tany rehefa mahita an’izay manjo anao.+
27 Haparitak’i Jehovah any amin’ny firenen-kafa ianareo,+ ka ho vitsy kely sisa ianareo no ho velona,+ any amin’ireo firenena handefasan’i Jehovah anareo.
25 Hataon’i Jehovah resin’ny fahavalonao ianao.+ Lalana iray no handehananao rehefa hanafika azy ireo ianao, fa lalana fito kosa no handosiranao azy. Hihorohoro ny fanjakana rehetra eran-tany rehefa mahita an’izay manjo anao.+