Isaia 1:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia hosaziko ianao,Ary hesoriko tanteraka* ny tain-drendrika eo aminao.Hesoriko daholo koa ny loto eo aminao.+ Ezekiela 23:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hataoko mifarana hatreo ny fitondran-tenanao mamoafady sy ilay ianao mivaro-tena.+ Tany Ejipta+ ianao no nanomboka nanao an’izany. Tsy hijery an’ireny* intsony ianao, ary tsy hotsaroanao intsony i Ejipta.’
25 Dia hosaziko ianao,Ary hesoriko tanteraka* ny tain-drendrika eo aminao.Hesoriko daholo koa ny loto eo aminao.+
27 Hataoko mifarana hatreo ny fitondran-tenanao mamoafady sy ilay ianao mivaro-tena.+ Tany Ejipta+ ianao no nanomboka nanao an’izany. Tsy hijery an’ireny* intsony ianao, ary tsy hotsaroanao intsony i Ejipta.’