-
Jeremia 6:28-30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Toy ny varahina sy vy izy ireo,
Sady mpanao ratsy daholo.
29 May ny tafoforana.*
Misy firaka avy ao anaty afo.
Very maina fotsiny ny nandrendrehana ny metaly na dia atao mahamay be foana aza ny afo,+
Satria tsy niavaka akory ny loto.+
30 Hantsoin’ny olona hoe volafotsy fanary izy ireo,
Satria efa narian’i Jehovah.”+
-