-
Isaia 21:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia niantsoantso toy ny liona izy hoe:
“Mijoro mandritra ny andro eto amin’ny tilikambo fiambenana aho, Jehovah ô,
Ary mijanona eto amin’ny toeram-piambenako aho isak’alina!+
-
-
Isaia 62:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Efa nanendry mpitily ho eny ambonin’ny mandanao aho, ry Jerosalema ô!
Tsy tokony hangina mihitsy izy ireo, na andro na alina.
“Ianareo izay miresaka momba an’i Jehovah,
Aza mitsahatra mihitsy,
-
Jeremia 6:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Hoy anefa ianareo: “Tsy hihaino izahay.”+
-
-
-