-
Isaia 3:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Hanameloka ny anti-panahy sy ny andrianan’ny vahoakany i Jehovah.
“Nodoranareo ny tanimboaloboka,
Ary ao an-tranonareo ny zavatra nangalarinareo tamin’ny mahantra.+
-
-
Jeremia 21:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Ry taranak’i Davida ô, izao no lazain’i Jehovah:
-