2 Mpanjaka 24:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 106:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny izy ireo,+Dia ny ran’ny zanany lahy sy ny zanany vavy,Izay nataony sorona ho an’ireo sampin’i Kanana;+Dia naloto ilay tany noho ny fandatsahan-dra. Ezekiela 23:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Nanitsakitsa-bady*+ izy roa vavy, ary nandatsa-dra. Nanitsakitsa-bady izy satria nanompo an’ireo sampiny maharikoriko. Tsy izay ihany anefa fa nodorany tao anaty afo koa ny zanany naterany tamiko, ka nataony sakafon’ireny sampiny ireny.+
38 Nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny izy ireo,+Dia ny ran’ny zanany lahy sy ny zanany vavy,Izay nataony sorona ho an’ireo sampin’i Kanana;+Dia naloto ilay tany noho ny fandatsahan-dra.
37 Nanitsakitsa-bady*+ izy roa vavy, ary nandatsa-dra. Nanitsakitsa-bady izy satria nanompo an’ireo sampiny maharikoriko. Tsy izay ihany anefa fa nodorany tao anaty afo koa ny zanany naterany tamiko, ka nataony sakafon’ireny sampiny ireny.+