2 Petera 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nomelohin’Andriamanitra ny tanànan’i Sodoma sy Gomora ka nataony lasa lavenona.+ Nataony ohatra ho an’ny olona tsy matahotra an’Andriamanitra izany, mba hampisehoana hoe inona no hanjo azy ireo amin’ny hoavy.+
6 Ary nomelohin’Andriamanitra ny tanànan’i Sodoma sy Gomora ka nataony lasa lavenona.+ Nataony ohatra ho an’ny olona tsy matahotra an’Andriamanitra izany, mba hampisehoana hoe inona no hanjo azy ireo amin’ny hoavy.+