-
Ezekiela 25:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Noho izany, dia hatolotro ho fananan’ny Tatsinanana ianao. Dia hanorina ny tobiny* ao aminao izy ireo, ary hanangana tranolay ao, dia hihinana ny vokatra ao aminao, ary hisotro ny ronononao.
-