-
Isaia 23:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ho menatra ianao, ry Sidona, ilay tanàna voaro mafy eny amoron-dranomasina.
Hoy mantsy ny ranomasina:
-
-
Jeremia 25:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy dia nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy:+
-
-
Jeremia 25:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 ny mpanjaka rehetran’i Tyro, ny mpanjaka rehetran’i Sidona,+ ary ireo mpanjakan’ilay nosy any an-dranomasina;
-
-
Ezekiela 32:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 “‘Any no misy ny andriana* rehetra avy any avaratra, sy ny Sidonianina rehetra.+ Niara-nidina tamin’izay novonoina izy ireo sady afa-baraka, na dia nampihorohoro aza satria hoe matanjaka. Hiara-mivalampatra amin’izay novonoina tamin’ny sabatra ireny tsy mifora ireny, ary ho afa-baraka miaraka amin’izay midina any anaty lavaka.*
-