-
Ezekiela 32:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Hilaozako eny an-tanety ianao,
Ary hatsipiko eny an-tsaha.
Hataoko mipetraka eny amboninao ny vorona rehetra eny amin’ny lanitra,
Ka hataoko voky anao ny bibidia eran-tany.+
-