FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 43:11-13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia ho avy hamely an’i Ejipta+ izy, ka ho tratran’ny loza mahafaty izay natao ho tratran’ny loza mahafaty. Ho lasa babo izay natao ho lasa babo. Ary ho fatin’ny sabatra izay natao ho fatin’ny sabatra.+ 12 Hodorako ny tranon’ireo* andriamanitr’i Ejipta.+ Dia hodorany ireny ary hoentiny ho babo izy ireo. Hitafy an’i Ejipta toy ny fitafin’ny mpiandry ondry ny lambany izy, ka hilamina tsara ny fialany any.* 13 Dia hopotipotehiny ireo andry* ao Beti-semesy* any Ejipta, ary hodorany amin’ny afo ny tranon’ireo* andriamanitr’i Ejipta.”’”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara