Salamo 110:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hampihatra didim-pitsarana amin’ireo* firenena izy;+Hofenoiny faty miampatrampatra ilay tany.+ Hotorotoroiny ny mpitarika* an’ilay tany midadasika.*
6 Hampihatra didim-pitsarana amin’ireo* firenena izy;+Hofenoiny faty miampatrampatra ilay tany.+ Hotorotoroiny ny mpitarika* an’ilay tany midadasika.*