FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nanamboatra zaridaina tao Edena,+ tany atsinanana, koa i Jehovah Andriamanitra, ka napetrany tao ilay olona noforoniny.+

  • Ezekiela 28:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Ry zanak’olona, manaova hira fisaonana ny mpanjakan’i Tyro, ka lazao aminy hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony:

      “Ianao no modely ny amin’izay atao hoe tonga lafatra,*

      Satria nanam-pahendrena be+ ianao sady faran’izay tsara tarehy.+

      13 Tao Edena, zaridainan’Andriamanitra, ianao.

      Noravahana vatosoa isan-karazany ianao,

      Dia robia, topaza, jaspa, krizolita, oniksa, jady, safira, torkoazy,+ ary emeraoda.

      Volamena ny tranotranon’ireny sy ny metaly nipetahany.

      Efa natao vonona teo ireny, tamin’ny andro namoronana anao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara