Isaia 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Naheno an’izao fanamelohana an’i Babylona+ izao tao amin’ny fahitana i Isaia+ zanak’i Amoza: Isaia 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy hampamirapiratra ny hazavanyNy kintana eny amin’ny lanitra sy ireo antokon-kintana.*+Ho maizina ny masoandro rehefa miposaka,Ary tsy hampamirapiratra ny hazavany ny volana.
10 Tsy hampamirapiratra ny hazavanyNy kintana eny amin’ny lanitra sy ireo antokon-kintana.*+Ho maizina ny masoandro rehefa miposaka,Ary tsy hampamirapiratra ny hazavany ny volana.