Ezekiela 29:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Homeko an’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona ny tanin’i Ejipta,+ ka halainy ny harena ao. Dia haka babo be dia be izy sady handroba azy. Izany no ho karaman’ny tafiny.’
19 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Homeko an’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona ny tanin’i Ejipta,+ ka halainy ny harena ao. Dia haka babo be dia be izy sady handroba azy. Izany no ho karaman’ny tafiny.’