Isaia 56:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Jamba+ ny mpitiliny, ka tsy misy mahatsikaritra an’izay mety hitranga.+ Alika moana izy rehetra ka tsy mahavovò,+ Fa misefosefo fotsiny sy mitsilailay ary tia matoritory.
10 Jamba+ ny mpitiliny, ka tsy misy mahatsikaritra an’izay mety hitranga.+ Alika moana izy rehetra ka tsy mahavovò,+ Fa misefosefo fotsiny sy mitsilailay ary tia matoritory.