FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 29:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hoy i Jehovah: “Milaza fa manatona ahy ity vahoaka ity, nefa resaka fotsiny izany.

      Ary an-tendro-molotra fotsiny no anajan’izy ireo ahy,+

      Fa ny fony kosa lavitra ahy.

      Matahotra ahy izy ireo, nefa noho ny didin’olombelona nampianarina azy fotsiny izany.+

  • Jeremia 44:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Tsy hihaino ny teny nolazainao taminay izahay, na dia nolazainao tamin’ny anaran’i Jehovah aza izany. 17 Izay teny rehetra efa nolazainay ihany no hotanterahinay: Hanao sorona ho an’ny Mpanjakavavin’ny Lanitra* izahay, ary handraraka fanatitra zava-pisotro ho azy,+ hoatran’ny efa nataonay sy nataon’ny razambenay, sy ny mpanjakanay, ary ny andriananay tao amin’ireo tanànan’i Joda sy teny amin’ny lalan’i Jerosalema. Voky hanina sy niadana izahay tamin’izany, ary tsy nisy loza nanjo anay mihitsy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara